Inona ny tenin’Andriamanitra?
Soratra Masina ny Testamenta Taloha sy Vaovao, ary ireo no mampiseho ny fanambaran’Andriamanitra sy ny sitrapony amin’ny zanak’olombelona. Amin’ny lahatsoratra tany am-boalohany, ny Soratra Masina dia aingam-panahy amin’ny hevitra sy ny teny. Ny Soratra Masina dia fahefana ambony indrindra sy manontolo momba ny finoana sy ny fiainana,
ary koa fototry ny fahamarinana rehetra (2 Timoty 3:16; 2 Petera 1: 20-21; Jaona 10:35; 17:17). Ny Didy Folo sy ny Filazantsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra. Tsindrio ity.